Skip to content
Church.wiki
Psalms

Psalms 125

Baiboly Malagasy (1865)

Translation: MG1865
Start reading

1Izay matoky an’ i Jehovah dia tahaka ny tendrombohitra Ziona, izay tsy mihetsika, fa mitoetra mandrakizay.Select Psalms 125:1

2Tahaka ny tendrombohitra manodidina an’ i Jerosalema No anodidinan’ i Jehovah ny olony Hatramin’ izao ka ho mandrakizaySelect Psalms 125:2

3Fa tsy hitoetra eo amin’ ny anjaran’ ny marina ny tehim-panjakan’ ny ratsy fanahy, Fandrao ny marina haninjitra ny tànany hanendry zava-dratsy.Select Psalms 125:3

4Jehovah ô, manaova soa amin’ ny tsara Sy ny mahitsy fo.Select Psalms 125:4

5Fa izay mivily ho amin’ ny sakeli-dalana mivilivily Dia horoahin’ i Jehovah miaraka amin’ ny mpanao ratsy anie. Fiadanana anie ho amin’ ny Isiraely.Select Psalms 125:5

Next: Psalms 126Continue reading

Baiboly Malagasy (1865) (MG1865) · Public Domain

Reading settings

Choose a passage

Old Testament

New Testament

Psalms

Selected verses

Tap another verse to select a range.

Highlight

My Bible

Listen

Uses an English voice provided by your browser.