Skip to content
Church.wiki

Psalms Psalm 127 Baiboly Malagasy (1865)

Poetry & wisdom · Psalms · Baiboly Malagasy (1865) · 5 verses

Verse layout
📝 Overview of this psalm Flow, key verses and people

시편 127편은 '성전에 올라가는 노래' 가운데 하나로, 표제에 솔로몬의 이름이 붙은 다섯 절짜리 시이다. 집을 세우는 일과 성을 지키는 일, 생계의 수고와 자녀가 모두 여호와께 달려 있다고 노래한다.

Jump to verse

127Psalms · Baiboly Malagasy (1865)
1Raha tsy Jehovah no manao ny trano, Dia miasa foana ny mpanao azy. Raha tsy Jehovah no miambina ny tanàna, Dia miari-tory foana ny mpiambina. Notes
2Zava-poana ho anareo ny mifoha maraina Sy ny alim-pandry Ka homana ny hanina azo amin’ ny fahasahiranana; Izany anefa dia omeny ihany ho an’ ny malalany, na dia matory aza izy. Notes
3Indro, lova avy amin’ i Jehovah ny zanaka maro; Tamby ny ateraky ny kibo.
4Tahaka ny zana-tsipìka eo an-tànan’ ny mahery Ny zanaky ny fahatanorana.
5Sambatra izay mameno ny tranon-jana-tsipìkany amin’ ireny; Tsy ho menatra ireny, raha mifamaly amin’ ny fahavalo eo am-bavahady.

Baiboly Malagasy (1865)
Tap a verse to copy, share, highlight or add a note. Dotted words link to encyclopedia articles.

5 verses in this psalm
127 / 150 psalms

The text is Baiboly Malagasy (1865)(말라가시어) — From getbible.net (CrossWire SWORD module) · license: 공개 도메인 (Public Domain) Highlights, notes and read marks stay with the chapter whichever version you read. Dotted words are people, places and terms that have an encyclopedia article (marked once per page). Highlights, notes and read marks are saved only in this browser and gathered under My marks.

Verse commentaries for this psalm 2

Articles mentioning this psalm

More