Psalms134Psalms 134
Baiboly Malagasy (1865)
Translation: MG1865
Start reading1Andeha, misaora an’ i Jehovah, ianareo rehetra mpanompon’ i Jehovah, Izay mitoetra alina ao an-tranon’ i Jehovah.Select Psalms 134:1
2Manandrata ny tananareo ho amin’ ny fitoerana masìna, Ka misaora an’ i Jehovah.Select Psalms 134:2
3Hitahy anao avy ao Ziona anie Jehovah Mpanao ny lanitra sy ny tany.Select Psalms 134:3
Next: Psalms 135Continue readingBaiboly Malagasy (1865) (MG1865) · Public Domain