Psalms 70
Baiboly Malagasy (1865)
Translation: MG1865
2Andriamanitra ô, faingàna hanafaka ahy; Jehovah ô, faingàna hamonjy ahy.Select Psalms 70:2
3Aoka ho menatra sy hangaihay izay mitady ny aiko; aoka hiamboho sy ho afa-baraka izay faly amin’ ny manjo ahy;Select Psalms 70:3
4Aoka hiamboho noho ny fahamenarany izay manao hoe: Hià! sakoa izay!Select Psalms 70:4
5Aoka hifaly sy ho ravoravo aminao izay rehetra mitady Anao; ary aoka izay tia ny famonjenao hanao mandrakariva hoe: hankalazaina anie Andriamanitra.Select Psalms 70:5
6Fa izaho dia ory sy malahelo; faingàna hankatỳ amiko, Andriamanitra ô; Mpamonjy sy Mpanafaka ahy Hianao; aza ela, Jehovah ô.Select Psalms 70:6
Baiboly Malagasy (1865) (MG1865) · Public Domain