Ezra 2
Baiboly Malagasy (1865)
Translation: MG1865
1Ary izao no olona amin’ izany tany izany izay niakatra avy amin’ ny fahababoana, izay nobaboin’ i Nebokadnezara, mpanjakan’ i Babylona, ka nentiny ho any Babylona, ary niverina ho any Jerosalema sy Joda, samy ho any an-tanànany avy,Select Ezra 2:1
2dia ny olona izay niaraka tamin’ i Zerobabela sy Jesoa sy Nehemia sy Seraia sy Relaia sy Mordekay sy Bilsana sy Mispara sy Bigvay sy Rehoma ary Bana. Ary ny isan’ ny lehilahy tamin’ ny Isiraely dia izao:Select Ezra 2:2
3Ny taranak’ i Parosy dia roa amby fito-polo amby zato sy roa arivo;Select Ezra 2:3
4ny taranak’ i Sefatia dia roa amby fito-polo amby telon-jato;Select Ezra 2:4
5ny taranak’ i Ara dia dimy amby fito-polo amby fiton-jato;Select Ezra 2:5
6ny taranak’ i Pahatamoaba, avy tamin’ ny zanak’ i Jesoa sy Joaba, dia roa ambin’ ny folo amby valon-jato sy roa arivo;Select Ezra 2:6
7ny taranak’ i Eliama dia efatra amby dimam-polo amby roan-jato sy arivo;Select Ezra 2:7
8ny taranak’ i Zato dia dimy amby efa-polo amby sivin-jato;Select Ezra 2:8
9ny taranak’ i Zakay dia enim-polo amby fiton-jato;Select Ezra 2:9
10ny taranak’ i Bany dia roa amby efa-polo amby enin-jato;Select Ezra 2:10
11ny taranak’ i Bebay dia telo amby roa-polo amby enin-jato;Select Ezra 2:11
12ny taranak’ i Azgada dia roa amby roa-polo amby roan-jato sy arivo;Select Ezra 2:12
13ny taranak’ i Adonikama dia enina amby enim-polo amby enin-jato;Select Ezra 2:13
14ny taranak’ i Bigvay dia enina amby dimam-polo sy roa arivo;Select Ezra 2:14
15ny taranak’ i Adina dia efatra amby dimam-polo amby efa-jato;Select Ezra 2:15
16ny taranak’ i Atera, avy tamin’ i Hezekia, dia valo amby sivi-folo;Select Ezra 2:16
17ny taranak’ i Bezay dia telo amby roa-polo amby telon-jato;Select Ezra 2:17
18ny taranak’ i Jora dia roa ambin’ ny folo amby zato;Select Ezra 2:18
19ny taranak’ i Hasoma dia telo amby roa-polo amby roan-jato;Select Ezra 2:19
20ny zanak’ i Gibara dia dimy amby sivi-folo;Select Ezra 2:20
21ny zanak’ i Betlehema dia telo amby roa-polo amby zato;Select Ezra 2:21
22ny mponina tany Netofa dia enina amby dimam-polo;Select Ezra 2:22
23ny mponina tany Anatota dia valo amby roa-polo amby zato;Select Ezra 2:23
24ny zanak’ i Azmaveta dia roa amby efa-polo;Select Ezra 2:24
25ny zanak’ i Kiriat-arima sy Kefira ary Berota dia telo amby efa-polo amby fiton-jato;Select Ezra 2:25
26ny zanak’ i Rama sy Gaba dia iraika amby roa-polo amby enin-jato;Select Ezra 2:26
27ny mponina tany Mikmasy dia roa amby roa-polo amby zato;Select Ezra 2:27
28ny mponina tany Betela sy Ay dia telo amby roa-polo amby roan-jato;Select Ezra 2:28
29ny zanak’ i Nebo dia roa amby dimam-polo;Select Ezra 2:29
30ny taranak i Magbisy dia enina amby dimam-polo amby zato;Select Ezra 2:30
31ny zanak’ ilay Elama anankiray dia efatra amby dimam-polo amby roan-jato sy arivo;Select Ezra 2:31
32ny taranak’ i Harima dia roa-polo amby telon-jato;Select Ezra 2:32
33ny zanak’ i Loda sy Hadida ary Ono dia dimy amby roa-polo amby fiton-jato;Select Ezra 2:33
34ny zanak’ i Jeriko dia dimy amby efa-polo amby telon-jato;Select Ezra 2:34
35ny zanak’ i Sena dia telo-polo amby enin-jato sy telo arivo.Select Ezra 2:35
36Ary ny mpisorona koa dia izao: Ny taranak’ i Jedaia, avy tamin’ ny mpianakavin’ i Jesoa, dia telo amby fito-polo amby sivin-jato;Select Ezra 2:36
37ny taranak’ Imera dia roa amby dimam-polo sy arivo;Select Ezra 2:37
38ny taranak’ i Pasora dia fito amby efa-polo amby roan-jato sy arivo;Select Ezra 2:38
39ny taranak’ i Harima dia fito ambin’ ny folo sy arivo.Select Ezra 2:39
40Ary ny Levita koa dia izao: Ny taranak’ i Jesoa sy Kadmiela, avy tamin’ ny taranak’ i Hodavia, dia efatra amby fito-polo.Select Ezra 2:40
41Ary ny mpihira koa dia izao; Ny taranak’ i Asafa dia valo amby roa-polo amby zato.Select Ezra 2:41
42Ary ny taranaky ny mpiandry varavarana koa dia izao: Ny taranak’ i Saloma, ny taranak’ i Atera, ny taranak’ i Talmona, ny taranak’ i Akoba, ny taranak’ i Hatita, ny taranak’ i Sobay, dia sivy amby telo-polo amby zato izy rehetra.Select Ezra 2:42
43Ary ny Netinima koa dia izao: Ny taranak’ i Ziha, ny taranak’ i Hasofa, ny taranak’ i Tabaota,Select Ezra 2:43
44ny taranak’ i Kerosa, ny taranak’ i Siaha, ny taranak’ i Padona,Select Ezra 2:44
45ny taranak’ i Lebana, ny taranak’ i Hagabaha, ny taranak’ i Akoba,Select Ezra 2:45
46ny taranak’ i Hagaba, ny taranak’ i Salmay, ny taranak’ i Hanana,Select Ezra 2:46
47ny taranak’ i Gidela, ny taranak’ i Gahara, ny taranak’ i Reaia,Select Ezra 2:47
48ny taranak’ i Rezina, ny taranak’ i Nekoda, ny taranak’ i Gazama,Select Ezra 2:48
49ny taranak’ i Oza, ny taranak’ i Pasea, ny taranak’ i Besay,Select Ezra 2:49
50ny taranak’ i Asna, ny taranaky ny Meonita, ny taranaky ny Nefisita,Select Ezra 2:50
51ny taranak’ i Bakboka, ny taranak’ i Hakofa, ny taranak’ i Harora,Select Ezra 2:51
52ny taranak’ i Bazlota, ny taranak’ i Mehida, ny taranak’ i Harsa,Select Ezra 2:52
53ny taranak’ i Barkosa, ny taranak’ i Sisera, ny taranak’ i Tema,Select Ezra 2:53
54ny taranak’ i Nezia, ny taranak’ i Hatifa.Select Ezra 2:54
55Ary ny taranaky ny mpanompon’ i Solomona koa dia izao: Ny taranak’ i Sotahy, ny taranak’ i Sofereta, ny taranak’ i Peroda,Select Ezra 2:55
56ny taranak’ i Jala, ny taranak’ i Darkona, ny taranak’ i Gidela,Select Ezra 2:56
57ny taranak’ i Sefatia, ny taranak’ i Hatila, ny taranak’ i Pokereta-hazebaima, ny taranak’ i Amy.Select Ezra 2:57
58Ny Netinima rehetra sy ny taranaky ny mpanompon’ i Solomona dia roa amby sivi-folo amby telon-jato.Select Ezra 2:58
59Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Keroba sy Adana ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany izy, na avy tamin’ ny Isiraely, na tsia):Select Ezra 2:59
60ny taranak’ i Delaia, ny taranak’ i Tobia, ny taranak’ i Nekoda, dia roa amby dimam-polo amby enin-jato.Select Ezra 2:60
61Ary ny avy tamin’ ny taranaky ny mpisorona dia izao: Ny taranak’ i Habaia, ny taranak’ i Hakoza, ny taranak’ i Barzilay; nampaka-bady avy tamin’ ny zanakavavin’ i Barzilay Gileadita io, ka dia notononina araka ny anarany.Select Ezra 2:61
62Ireo no nitady ny soratra filazana ny razany, fa tsy hita izany; dia natao ho tsy madio izy ka nesorina tamin’ ny fisoronana.Select Ezra 2:62
63Ary ny governora nilaza taminy fa tsy mahazo mihinana ny zavatra masìna indrindra izy mandra-pitsangan’ izay mpisorona anankiray mitondra ny Orima sy Tomima.Select Ezra 2:63
64Ny tontalin’ ny olona rehetra dia enim-polo amby telon-jato amby roa arivo sy efatra alina,Select Ezra 2:64
65afa-tsy ny ankizilahiny sy ny ankizivaviny fito amby telo-polo amby telon-jato sy fito arivo; ary nisy mpihiralahy sy mpihiravavy roan-jato teo aminy;Select Ezra 2:65
66ny soavaliny dia enina amby telo-polo amby fiton-jato; ny ampondrany dia dimy amby efa-polo amby roan-jato;Select Ezra 2:66
67ny ramevany dia dimy amby telo-polo amby efa-jato; ny borikiny dia roa-polo amby fiton-jato sy enina arivo.Select Ezra 2:67
68Ary ny sasany tamin’ ny lohan’ ny fianakaviana, rehefa tonga tao an-tranon’ i Jehovah tany Jerosalema, dia nanatitra tamin’ ny sitrapo hananganana ny tranon’ Andriamanitra eo amin’ ilay efa niorenany.Select Ezra 2:68
69Nanome araka izay nananany avy izy hanampy ny vola voavory hanaovana ny asa, dia darika volamena arivo sy enina alina ary mane volafotsy dimy arivo ary akanjo-mpisorona zato.Select Ezra 2:69
70Ary samy tafapetraka teny an-tanànany avy ny mpisorona sy ny Levita sy ny sasany tamin’ ny vahoaka sy ny mpihira sy ny mpiandry varavarana ary ny Netinima, dia ny Isiraely rehetra samy tao an-tanànany avy.Select Ezra 2:70
Baiboly Malagasy (1865) (MG1865) · Public Domain