Skip to content
Church.wiki
Job

Job 25

Baiboly Malagasy (1865)

Translation: MG1865
Start reading

1Dia namaly Bildada Sohita ka nanao hoe.Select Job 25:1

2Fanapahana sy fampahatahorana no ao aminy, manao fihavanana any amin’ ny avo Izy.Select Job 25:2

3Azo isaina va ny miaramilany? Ary fahazavan’ iza no tsy ihoaran’ ny Azy?Select Job 25:3

4Ary aiza no hahamarina ny zanak’ olombelona eo anatrehan’ Andriamanitra? Ary aiza no hadio izay tera-behivavy?Select Job 25:4

5Indro, ny volana aza tsy mangarangarana, ary ny kintana aza tsy madio eo imasony;Select Job 25:5

6Koa mainka fa ny olombelona, izay kankana, ary ny zanak’ olombelona, izay olitra.Select Job 25:6

Next: Job 26Continue reading

Baiboly Malagasy (1865) (MG1865) · Public Domain

Reading settings

Choose a passage

Old Testament

New Testament

Job

Selected verses

Tap another verse to select a range.

Highlight

My Bible

Listen

Uses an English voice provided by your browser.