Genesis 10
Malagasy, Baiboly Malagasy (1865)
Translation: MG1865
Modern translations such as the NIV or ESV are not available yet. They need a license, and we will add them when one is in place. All translations and their sources
1Ary izao no taranaky ny zanakalahin’ i Noa, dia Sema sy Hama ary Jafeta: Samy niteraka zazalahy avy izy taorian’ ny safo-drano.Select Genesis 10:1
2Ny zanakalahin’ i Jafeta dia Gomera sy Magoga sy Maday sy Javana sy Tobala sy Maseka ary Tirasa.Select Genesis 10:2
3Ary ny zanakalahin’ i Gomera dia Askenaza sy Rifata ary Togarma.Select Genesis 10:3
4Ary ny zanakalahin’ i Javana dia Elisaha sy Tarsisy sy ny Kitima sy ny Dodanita.Select Genesis 10:4
5Avy tamin’ ireo no niavakavahan’ ny nosin’ ny firenena tany amin’ ny taniny, dia samy araka ny fiteniny avy, araka ny mpianakaviny avy, tamin’ ny fireneny avy.Select Genesis 10:5
6Ary ny zanakalahin’ i Hama dia Kosy sy Mizraima sy Pota ary Kanana.Select Genesis 10:6
7Ary ny zanakalahin’ i Kosy dia Seba sy Havila sy Sabta sy Ragama ary Sabteka; ary ny zanakalahin’ i Ragama dia Seba sy Dedana.Select Genesis 10:7
8Ary Kosy niteraka an’ i Nimroda; izy no voalohany izay tonga olona mahery tambonin’ ny tany.Select Genesis 10:8
9Izy dia mpihaza mahery teo anatrehan’ i Jehovah, ka izany no nanaovan’ ny olona hoe: Tahaka an’ i Nimroda, mpihaza mahery eo anatrehan’ i Jehovah.Select Genesis 10:9
10Ary ny niandohan’ ny fanjakany dia Babela sy Ereka sy Akada ary Kalne tany amin’ ny tany Sinara.Select Genesis 10:10
11Ary nivoaka avy tamin’ izany tany izany izy ka nankany Asyria, dia nanorina an’ i Ninive mbamin’ i Rehobot-ira sy KalaSelect Genesis 10:11
12ary Resena teo anelanelan’ i Ninive sy Kala, dia ilay tanàna lehibe izany.Select Genesis 10:12
13Ary Mizraima niteraka ny Lodita sy ny Anamita sy ny Lehabita sy ny NaftohitaSelect Genesis 10:13
14sy ny Patrosita sy ny Kaslohita izay nihavian’ ny Filistina ary ny Kaftorita.Select Genesis 10:14
15Ary Kanana niteraka an’ i Sidona lahimatoany sy Heta,Select Genesis 10:15
16ary ny Jebosita, sy ny Amorita sy ny GirgasitaSelect Genesis 10:16
17sy ny Hivita sy ny Arkita sy ny SinitaSelect Genesis 10:17
18sy ny Arvadita sy ny Zemarita ary ny Hamatita; ary nony taoriana dia niely ny firenen’ ny Kananita.Select Genesis 10:18
19Ary ny fari-tanin’ ny Kananita dia hatrany Sidona ka hatrany Gaza ao akaikin’ i Gerara, ka hatrany Lesa ao akaikin’ i Sodoma sy Gomora sy Adma ary Zeboïma.Select Genesis 10:19
20Ireo no zanak’ i Hama, araka ny mpianakaviny, araka ny fiteniny, amin’ ny taniny, amin’ ny fireneny.Select Genesis 10:20
21Dia niteraka koa Sema, rain’ ny zanak’ i Ebera rehetra rahalahin’ i Jafeta, izay zokiny.Select Genesis 10:21
22Ny zanakalahin’ i Sema dia Elama sy Asyra sy Arpaksada sy Loda ary Arama.Select Genesis 10:22
23Ary ny zanakalahin’ i Arama dia Oza sy Hola sy Gatera ary Masy.Select Genesis 10:23
24Ary Arpaksada niteraka an’ i Sela; ary Sela niteraka an’ i Ebera.Select Genesis 10:24
25Ary Ebera niteraka roa lahy: ny anaran’ ny iray natao hoe Palega, satria tamin’ ny androny no nizarana ny tany; ary Joktana no anaran’ ny rahalahiny.Select Genesis 10:25
26Ary Joktana niteraka an’ i Almodada sy Salefa sy Hazarmaveta sy JeraSelect Genesis 10:26
27sy Hadorama sy Ozala sy DiklaSelect Genesis 10:27
28sy Obala sy Abimaela sy ShebaSelect Genesis 10:28
29sy Ofira sy Havila ary Jobaba; ireo rehetra ireo no zanakalahin’ i Joktana.Select Genesis 10:29
30Ary ny fonenan’ ireo dia hatrany Mesa ao akaikin’ i Sefara, tendrombohitra atsinanana.Select Genesis 10:30
31Ireo no zanak’ i Sema, araka ny mpianakaviny, araka ny fiteniny, amin’ ny taniny, araka ny fireneny.Select Genesis 10:31
32Ireo no mpianakavin’ ny zanak’ i Noa, araka ny taranany, amin’ ny fireneny; ary avy tamin’ ireo no niavakavahan’ ny firenena tambonin’ ny tany taorian’ ny safo-drano.Select Genesis 10:32
Malagasy, Baiboly Malagasy (1865) (MG1865). Public domain. Text from the CrossWire Bible Society module. About this translation