Psalms117Psalms 117
Baiboly Malagasy (1865)
Translation: MG1865
Start reading1Miderà an’ i Jehovah ry firenena rehetra; Miderà Azy, ry olona rehetra.Select Psalms 117:1
2Fa lehibe ny famindram-pony amintsika; Ary mandrakizay ny fahamarinan’ i Jehovah. Haleloia.Select Psalms 117:2
Next: Psalms 118Continue readingBaiboly Malagasy (1865) (MG1865) · Public Domain