Skip to content
Church.wiki
Psalms

Psalms 129

Baiboly Malagasy (1865)

Translation: MG1865
Start reading

1Mafy no nampahoriany ahy hatry ny fony aho mbola tanora, Eny, aoka hataon’ ny Isiraely hoe:Select Psalms 129:1

2Mafy no nampahoriany ahy hatry ny fony aho mbola tanora; Nefa tsy naharesy ahy izy.Select Psalms 129:2

3Ny mpiasa dia niasa ny lamosiko; Efa nanalava ny vavasany izy.Select Psalms 129:3

4Marina Jehovah: Efa nanapaka ny famatorana nataon’ ny ratsy fanahy Izy.Select Psalms 129:4

5Aoka ho menatra sy hiamboho Izay rehetra mandrafy an’ i ZionaSelect Psalms 129:5

6Ka ho tahaka ny ahitra eo an-tampon-trano. Izay malazo, na dia tsy misy manongotra azy aza;Select Psalms 129:6

7Tsy misy mpijinja mameno tanana Na mpamehy amboara mameno tratra amin’ izany;Select Psalms 129:7

8Ka dia tsy hisy mpandalo hanao hoe: Hotahin’ i Jehovah anie ianareo; Eny, ny anaran’ i Jehovah no itsofanay rano anareo.Select Psalms 129:8

Next: Psalms 130Continue reading

Baiboly Malagasy (1865) (MG1865) · Public Domain

Reading settings

Choose a passage

Old Testament

New Testament

Psalms

Selected verses

Tap another verse to select a range.

Highlight

My Bible

Listen

Uses an English voice provided by your browser.