Skip to content
Church.wiki
Psalms

Psalms 133

Baiboly Malagasy (1865)

Translation: MG1865
Start reading

1Endrey, tsara sady mahafinaritra Raha ny mpirahalahy no miara-moninaSelect Psalms 133:1

2Tahaka ny diloilo tsara amin’ ny loha, Izay mitsororoka amin’ ny somotra, dia ny somotr’ i Arona, Izay mitsororoka amin’ ny moron-tongotr’ akanjony;Select Psalms 133:2

3Tahaka ny ando any Hermona, izay milatsaka amin’ ny tendrombohitra Ziona; Fa voadidin’ i Jehovah ho eo ny fitahiana, Dia fiainana ho mandrakizay.Select Psalms 133:3

Next: Psalms 134Continue reading

Baiboly Malagasy (1865) (MG1865) · Public Domain

Reading settings

Choose a passage

Old Testament

New Testament

Psalms

Selected verses

Tap another verse to select a range.

Highlight

My Bible

Listen

Uses an English voice provided by your browser.