Skip to content
Church.wiki
Psalms

Psalms 150

Baiboly Malagasy (1865)

Translation: MG1865
Start reading

1Haleloia. Miderà an’ Andriamanitra eo amin’ ny fitoerany masìna. Miderà Azy eo amin’ ny habakabaky ny heriny.Select Psalms 150:1

2Midera Azy noho ny asany lehibe; Miderà Azy araka ny haben’ ny voninahiny.Select Psalms 150:2

3Miderà Azy amin’ ny fitsofana ny anjomara; Miderà Azy amin’ ny valiha sy ny lokanga.Select Psalms 150:3

4Miderà Azy amin’ ny ampongatapaka sy ny dihy; Miderà Azy amin’ ny zava-maneno tendrena sy ny sodina.Select Psalms 150:4

5Miderà Azy amin’ ny kipantsona maneno; Miderà Azy amin’ ny kipantsona tsara feo.Select Psalms 150:5

6Aoka izay rehetra manam-pofonaina samy hidera an’ i Jehovah. Haleloia.Select Psalms 150:6

Next: Proverbs 1Continue reading

Baiboly Malagasy (1865) (MG1865) · Public Domain

Reading settings

Choose a passage

Old Testament

New Testament

Psalms

Selected verses

Tap another verse to select a range.

Highlight

My Bible

Listen

Uses an English voice provided by your browser.